@larissahfanu: Iza no tia bononoka😅😂 « manioc fermenté » mo zan sa inona?!😅 Désolé petit frère 🥹😅

Larissa
Larissa
Open In TikTok:
Region: MG
Thursday 04 September 2025 06:34:28 GMT
12528
404
36
5

Music

Download

Comments

christinarakotond
Christina R :
Efa elab tsy tany e 🥹
2025-09-11 12:27:58
0
fanevasoaparfait
Fanevasoa parfait :
Ndriii kousa aky😅😂🤣
2025-09-04 10:34:38
4
senrakwt
senrakwt :
tiko be 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍🙏❤
2025-09-22 04:49:39
0
kialanassi
Hassina🤍✨ :
Ndriiii,Zahay koa avy any🥰🥰
2025-09-28 12:43:18
0
henintsoa.hnk2
Iharisoa Randria :
Itako amin zay ilay poziny Haritiana😂😭
2025-09-05 13:46:35
1
lay_cook
lay.cook :
Tsara be lé vlog 🥰
2025-09-06 11:36:43
1
ilounala
Chérubin :
tsy saro-patarina hoa ny endrik’olona avy any amitsika avy any😅😅😅
2025-09-04 08:07:01
1
ramiietokifitia
ramiietokifitia♥️🇲🇬 :
iny n'y rafozanayee😅
2025-09-04 16:02:11
1
mendrikaravelomi3
Mendrika Aina :
ny any aminay
2025-09-07 17:34:17
1
nanourh1601
Nanou💗🙈🇲🇬 :
any aminay ❤️
2025-09-04 10:11:44
1
mika__ella___
Mikaëlla Heriantenaina :
Ça fait grave plaisir ny mahita olona avy any ihany ko 🥹🫶🏽
2025-09-04 09:35:52
1
valusoa2
valis soa :
ef ela tsy tanyy
2025-10-11 18:13:23
0
vatsii
Vatsy :
any aminay 🥰
2025-10-11 11:46:50
0
evah_randria
Evah🎀 :
ndriiiii ♥️♥️♥️Mampatsiaro n'y any aminay (sabotsy manjakavahoaka) .Rehefa alarobia koa dia manenjika tsena eny foana
2025-10-14 09:29:11
0
mamitiana96
mamitiana96 :
eny an tanana 👍
2025-10-16 10:46:53
0
herysu.andry.anin
Herysu Andry Anina :
ndryy , any aminay🥰
2025-09-16 10:48:53
0
frania.lahatrin.i
cici 🥰francia :
🥰❣️🥰
2025-10-10 17:50:06
0
onjatahiana6
onjatahiana :
🥰
2025-09-19 11:29:11
0
sariakadiary
Sariaka diary :
mahatsiaro ny agny amgnay aa
2025-09-05 17:03:42
1
fanekenatomefy
Andounette :
iverenana andrahoina ny bononoka fa tena tsara
2025-09-04 13:41:15
2
fyravonitsiry
🌸Evah Rav🌸 :
tiko kely ery ilah fiainana otrizao🥰❣
2025-09-19 07:41:41
0
user3671342884606lynah
🌺MAE🌺 :
tena manontany an bebeanay za oe inona no itiavanareo anreny mangazo tsy misasa reny , fa tena akafiziny le izy fa za nanandrana mbl enoko tsirony nefa tena kely nandramako fa tsy Tiko 🤪
2025-09-04 15:02:10
1
rasoatian04
rasoatiana❤️ :
averina andrahona d asina siramamy bononoka d matsiro b sad tsis fofona ref nangotrzka
2025-09-29 09:58:06
0
To see more videos from user @larissahfanu, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About